Luke 24:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa koa ny vehivavy sasany namanay dia nahavery hevitra anay, fa tany amin’ny fasana vao maraina be izy ireo
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy ihany tokoa vehivavy sasany namanay nahasanganehana anay fatratra, fa tany amin’ny fasana maraina koa izy ireo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy ihany anefa vehivavy sasany namanay nahasanganehana anay fatratra: tany amin’ny fasana vao maraina be ry zareo,
Malagasy Bible 1865
Nefa kosa ny vehivavy sasany izay namanay nahahavery hevitra anay, fa tany amin'ny fasana maraina koa izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa koa ny vehivavy sasany namanay dia nahavery hevitra anay, fa tany amin’ny fasana vao maraina be izy ireo
malagasy
Nefa kosa ny vehivavy sasany izay namanay nahahavery hevitra anay, fa tany amin'ny fasana maraina koa izy,