Luke 24:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka tsy nahita ny faty, dia tonga ka nilaza fa nahita anjely niseho, izay nilaza fa velona Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary niverina nilaza fa tsy nahita ny fatiny, nefa nahita Anjely niseho taminy, nanambara fa velona Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
saingy tsy nahita ny vatan’i Jesoa, ary niverina nitantara taminay fa nisehoan’ny anjely anankiroa, ka ireo anjely, hono, nilaza fa velona Izy.
Malagasy Bible 1865
ary raha tsy nahita ny faty izy, dia tonga ka nilaza fa efa nahita anjely niseho kosa, izay nilaza fa velona Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka tsy nahita ny faty, dia tonga ka nilaza fa nahita anjely niseho, izay nilaza fa velona Izy.
malagasy
ary raha tsy nahita ny faty izy, dia tonga ka nilaza fa efa nahita anjely niseho kosa, izay nilaza fa velona Izy.