Luke 24:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Izy taminy: Ry adala sy votsa saina ka tsy mino izay rehetra nolazain’ny mpaminany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy Izy tamin’izy ireo: «Ry adala, sy votsa saina amin’ny finoana izay rehetra voalazan’ny mpaminany!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa tamin’izy roa lahy: –Olona votsa saina ianareo ary ela vao mino izay rehetra voalazan’ny mpaminany!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy taminy: Ry adala sy votsa saina ka tsy mino izay rehetra nolazain'ny mpaminany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Izy taminy: Ry adala sy votsa saina ka tsy mino izay rehetra nolazain’ny mpaminany!
malagasy
Ary hoy Izy taminy: Ry adala sy votsa saina ka tsy mino izay rehetra nolazain'ny mpaminany.