Luke 24:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa tsy tokony ho niaritra izany va Kristy ka hiditra any amin’ny voninahiny?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Moa tsy tokony ho niaritra izany va i Kristy mba hidirany amin’ny voninahiny?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Moa tsy tokony ho niaritra izany ve ny Mesia, alohan’ny hidirany any amin’ny voninahiny?
Malagasy Bible 1865
Moa tsy tokony ho niaritra izany va Kristy ka hiditra any amin'ny voninahiny?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa tsy tokony ho niaritra izany va Kristy* ka hiditra any amin’ny voninahiny?
malagasy
Moa tsy tokony ho niaritra izany va Kristy ka hiditra any amin'ny voninahiny?