Luke 24:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanomboka hatramin’i Mosesy sy ny mpaminany rehetra Izy ka nanambara taminy ny hevitry ny teny milaza Azy ao amin’ny Soratra Masina rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia novoasany tamin’izy ireo ny tenin’i Môizy sy ny mpaminany rehetra manambara Azy ao amin’ny Soratra Masina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nohazavain’i Jesoa tamin’ireto mpianatra ny momba Azy ao amin’ny Soratra Masina manontolo, nanomboka tamin’ny bokin’i Mosesy ka nitohy tamin’ny bokin’ny mpaminany rehetra.
Malagasy Bible 1865
Dia nanomboka hatramin'i Mosesy sy ny mpaminany rehetra Izy, ka nanambara taminy ny hevitry ny teny milaza Azy ao amin'ny Soratra Masina rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanomboka hatramin’i Mosesy sy ny mpaminany rehetra Izy ka nanambara taminy ny hevitry ny teny milaza Azy ao amin’ny Soratra Masina rehetra.
malagasy
Dia nanomboka hatramin'i Mosesy sy ny mpaminany rehetra Izy, ka nanambara taminy ny hevitry ny teny milaza Azy ao amin'ny Soratra Masina rehetra.