Luke 24:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa akaiky ny vohitra izay halehan’izy roa lahy, Jesosy kosa, dia toa nikasa handeha lavitra kokoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony mby teo akaikin’ny vohitra halehan’izy roa lahy izy ireo, dia nanao hoatra ny mbola handeha lavidavitra ihany i Jesoa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony injay izy telo mianaka efa akaiky ny tanàna halehan’ireto mpianatra roa lahy, dia mody nanohy ny diany hatrany i Jesoa,
Malagasy Bible 1865
Ary efa mby teo akaikin'ny vohitra izay efa halehan'izy roa lahy izy, ary Jesosy toa nanao handeha lavitra kokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa akaiky ny vohitra izay halehan’izy roa lahy, Jesosy kosa, dia toa nikasa handeha lavitra kokoa.
malagasy
Ary efa mby teo akaikin'ny vohitra izay efa halehan'izy roa lahy izy, ary Jesosy toa nanao handeha lavitra kokoa.