Luke 24:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izy roa lahy dia nanery Azy hoe: Mitoera atỳ aminay; fa efa ho hariva izao ka lasan-davitra ny andro. Dia niditra hitoetra tao amin’izy ireo Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa notanan’izy ireo nataony hoe: «Mitoera re atỳ aminay, fa efa hariva izao, efa mandrorona ny andro.» Dia niditra niara-nijanona tamin’izy ireo Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa notazonin’ireo nataony hoe: –Mijanòna re miaraka aminay, fa efa hariva izao ary efa mandrorona ny andro! Dia niantrano Izy ka niara-nijanona taminy.
Malagasy Bible 1865
Fa ireo nanery Azy ka nanao hoe: Mitoera atỳ aminay; fa efa ho hariva izao, ka lasan-davitra ny andro. Dia niditra hitoetra tao aminy Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izy roa lahy dia nanery Azy hoe: Mitoera atỳ aminay; fa efa ho hariva izao ka lasan-davitra ny andro. Dia niditra hitoetra tao amin’izy ireo Izy.
malagasy
Fa ireo nanery Azy ka nanao hoe: Mitoera atỳ aminay; fa efa ho hariva izao, ka lasan-davitra ny andro. Dia niditra hitoetra tao aminy Izy.