Luke 24:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niditra izy ireo, nefa tsy nahita ny fatin’i Jesosy Tompo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka niditra izy ireo, fa tsy nahita ny fatin’i Jesoa Tompo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nefa nony niditra izy ireo, dia tsy nahita ny vatan’i Jesoa Tompo.
Malagasy Bible 1865
Dia niditra izy, nefa tsy nahita ny fatin'i Jesosy Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niditra izy ireo, nefa tsy nahita ny fatin’i Jesosy Tompo.
malagasy
Dia niditra izy, nefa tsy nahita ny fatin'i Jesosy Tompo.