Luke 24:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nahiratra ny mason’ireo ka nahafantatra Azy; fa Izy kosa dia tonga tsy hitany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay vao nisokatra ny mason’izy ireo ka nahalala Azy, fa Izy kosa tonga tsy hitany intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay vao nisokatra ny mason’ireto mpianatra, ka nahafantatra Azy; fa i Jesoa kosa nanjary tsy hitany intsony.
Malagasy Bible 1865
Dia nahiratra ny mason'ireo, ka nahalala Azy; fa Izy kosa dia tonga tsy hitany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nahiratra ny mason’ireo ka nahafantatra Azy; fa Izy kosa dia tonga tsy hitany.
malagasy
Dia nahiratra ny mason'ireo, ka nahalala Azy; fa Izy kosa dia tonga tsy hitany.