Luke 24:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nifampiresaka izy ireo hoe: Tsy nangorakoraka va ny fontsika, raha niresaka tamintsika teny an-dalana Izy ka namoaka ny hevitry ny Soratra Masina tamintsika?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nifampilaza izy hoe: «Akory izany firehidrehitry ny fontsika tao anatintsika fony Izy niresaka tamintsika teny an-dalana, sy nivaofy ny Soratra Masina tamintsika!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nifampilaza izy roa lahy hoe: –Tsy nirehidrehitra ve ny fontsika tamin’Izy niresaka tamintsika teny an-dalana sy nivaofy ny Soratra Masina?
Malagasy Bible 1865
Dia niresaka hoe izy: Tsy nangorakoraka va ny fontsika, raha niresaka tamintsika teny an-dalana Izy ka namoaka ny hevitry ny Soratra Masina tamintsika?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nifampiresaka izy ireo hoe: Tsy nangorakoraka va ny fontsika, raha niresaka tamintsika teny an-dalana Izy ka namoaka ny hevitry ny Soratra Masina tamintsika?
malagasy
Dia niresaka hoe izy: Tsy nangorakoraka va ny fontsika, raha niresaka tamintsika teny an-dalana Izy ka namoaka ny hevitry ny Soratra Masina tamintsika?