Luke 24:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niainga tamin’izany ora izany izy roa lahy ka niverina nankany Jerosalema, ary nahita ny iraika amby folo lahy mbamin’izay niaraka taminy tafangona teo
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niaraka tamin’izay, dia nitsangana izy ireo ka niverina tany Jerosalema, ary nahita ny iraika ambin’ny folo lahy sy ny namany tafavory
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo no ho eo ihany, dia niainga niverina nankany Jerosalema izy roa lahy ka nahita ny 11 lahy sy ny namany tafavory
Malagasy Bible 1865
Dia niainga tamin'izany ora izany izy roa lahy ka niverina nankany Jerosalema, ary nahita ny iraika ambin'ny folo lahy mbamin'izay nomba azy tafangona teo
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niainga tamin’izany ora izany izy roa lahy ka niverina nankany Jerosalema, ary nahita ny iraika amby folo lahy mbamin’izay niaraka taminy tafangona teo
malagasy
Dia niainga tamin'izany ora izany izy roa lahy ka niverina nankany Jerosalema, ary nahita ny iraika ambin'ny folo lahy mbamin'izay nomba azy tafangona teo