Luke 24:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ireo kosa dia nilaza izay efa niseho teny an-dalana sy ny nahafantarany Azy teo am-pamakiana ny mofo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia mba notantarain’izy ireo kosa ny zavatra niseho taminy teny an-dalana sy ny nahafantarany Azy tamin’ny famakiana ny mofo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy roa lahy koa mba nitantara ny zava-niseho teny an-dalana sy ny nahafantarany an’i Jesoa fony Izy nizara ny mofo.
Malagasy Bible 1865
Ary ireo kosa dia nilaza izay efa niseho teny an-dalàna sy ny nahafantarany Azy tamin'ny namakiana ny mofo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ireo kosa dia nilaza izay efa niseho teny an-dalana sy ny nahafantarany Azy teo am-pamakiana ny mofo.
malagasy
Ary ireo kosa dia nilaza izay efa niseho teny an-dalàna sy ny nahafantarany Azy tamin'ny namakiana ny mofo.