Luke 24:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mbola nilaza izany izy ireo dia nitsangana teo afovoany Jesosy ka niteny taminy hoe: Fiadanana ho anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola niresaka toy izany eo izy ireo, dia niseho teo afovoany i Jesoa ka nanao taminy hoe: «Ho aminareo anie ny fiadanana! Aza matahotra, fa Izaho ihany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mbola miresaka nilaza izany izy roa lahy, dia nijoro teo afovoan’izy rehetra i Jesoa ka nanao taminy hoe: –Ho ao aminareo anie ny fiadanana!
Malagasy Bible 1865
Ary raha mbola nilaza izany izy, Jesosy dia nitsangana teo afovoany ka nanao taminy hoe: Fiadanana ho anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mbola nilaza izany izy ireo dia nitsangana teo afovoany Jesosy ka niteny taminy hoe: Fiadanana ho anareo.
malagasy
Ary raha mbola nilaza izany izy, Jesosy dia nitsangana teo afovoany ka nanao taminy hoe: Fiadanana ho anareo.