Luke 24:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia taitra sady raiki-tahotra izy ireo satria nihevitra ho nahita matoatoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Taitra sady natahotra izy ireo, fa nataony ho matoatoa no hitany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taitra sady natahotra izy rehetra satria noheveriny ho matoatoa no hitany.
Malagasy Bible 1865
Dia taitra sady raiki-tahotra izy, satria nataony fa nahita matoatoa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia taitra sady raiki-tahotra izy ireo satria nihevitra ho nahita matoatoa.
malagasy
Dia taitra sady raiki-tahotra izy, satria nataony fa nahita matoatoa izy.