Luke 24:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa hoy Jesosy taminy: Nahoana no taitra ianareo? Ary nahoana no tonga ao am-ponareo ny fisalasalana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy Izy taminy: «Nahoana no mitebiteby ianareo, ary nahoana no miahanàhana ao am-ponareo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Jesoa taminy: –Nahoana no mitebiteby ianareo ary nahoana no misalasala ao am-ponareo?
Malagasy Bible 1865
Nefa hoy Jesosy taminy: Nahoana no taitra ianareo? ary nahoana no miahanahana ny fonareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa hoy Jesosy taminy: Nahoana no taitra ianareo? Ary nahoana no tonga ao am-ponareo ny fisalasalana?
malagasy
Nefa hoy Jesosy taminy: Nahoana no taitra ianareo? ary nahoana no miahanahana ny fonareo?