Luke 24:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Jereo ny tanako sy ny tongotro, fa Izaho no Izy; tsapao Aho ka jereo, fa ny matoatoa dia tsy mba manana nofo sy taolana, tahaka izao ahitanareo Ahy izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zahao ny tanako sy ny tongotro, fa Izaho mihitsy ity: tsapao ka jereo, fa ny matoatoa tsy mba mana-nofo aman-taolana tahaka izao ahitanareo Ahy izao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Jereo ny tanako sy ny tongotro fa Izaho mihitsy ity. Kasiho Aho ka jereo, fa ny matoatoa tsy mba manana nofo aman-taolana, tahaka ny ahitanareo Ahy izao.
Malagasy Bible 1865
Izahao ny tanako sy ny tongotro, fa Izaho no Izy; tsapao Aho, ka jereo, fa ny matoatoa tsy mba manana nofo sy taolana, tahaka izao ahitanareo Ahy izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Jereo ny tanako sy ny tongotro, fa Izaho no Izy; tsapao Aho ka jereo, fa ny matoatoa dia tsy mba manana nofo sy taolana, tahaka izao ahitanareo Ahy izao.
malagasy
Izahao ny tanako sy ny tongotro, fa Izaho no Izy; tsapao Aho, ka jereo, fa ny matoatoa tsy mba manana nofo sy taolana, tahaka izao ahitanareo Ahy izao.