Luke 24:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mbola very hevitra tamin’izany izy ireo, indreo, nisy roa lahy niseho taminy nitafy fitafiana mamirapiratra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola very hevitra noho izany eo izy ireo, dia indro nisy olona roa lahy niseho teo akaikiny, nitafy fitafiana mamirapiratra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mbola very hevitra ny amin’izany teo ireto vehivavy, dia indreo nisy roa lahy nanao fitafiana manelatrelatra niseho taminy.
Malagasy Bible 1865
Ary raha mbola very hevitra tamin'izany izy, indreo, nisy roa lahy niseho taminy nitafy fitafiana manelatrelatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mbola very hevitra tamin’izany izy ireo, indreo, nisy roa lahy niseho taminy nitafy fitafiana mamirapiratra.
malagasy
Ary raha mbola very hevitra tamin'izany izy, indreo, nisy roa lahy niseho taminy nitafy fitafiana manelatrelatra.