Luke 24:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa niteny izany Izy dia nasehony azy ny tanany sy ny tongony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary rehefa nilaza izany Izy, dia nasehony azy ny tanany, sy ny tongony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy niteny izany Izy, dia nasehony azy rehetra ny tanany sy ny tongony.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa niteny izany Izy, dia nasehony azy ny tànany sy ny tongony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa niteny izany Izy dia nasehony azy ny tanany sy ny tongony.
malagasy
Ary rehefa niteny izany Izy, dia nasehony azy ny tànany sy ny tongony.