Luke 24:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha mbola tsy nino ihany izy ireo noho ny hafaliana sady mbola talanjona dia hoy Jesosy taminy: Manana zavatra azo hanina va ianareo atỳ?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ilay mbola tsy nino ihany iny izy ireo noho ny hafaliany sady mbola talanjona, dia hoy i Jesoa taminy: «Moa manan-kanina eto va ianareo?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mbola tsy nino ihany anefa ireto mpianatra satria faly loatra sady gaga, ka hoy i Jesoa taminy: –Misy zavatra azo hanina ve eto aminareo?
Malagasy Bible 1865
Ary raha mbola tsy nino ihany izy ireo noho ny hafaliana sady mbola talanjona, dia hoy Jesosy taminy: Manan-kanina va ianareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha mbola tsy nino ihany izy ireo noho ny hafaliana sady mbola talanjona dia hoy Jesosy taminy: Manana zavatra azo hanina va ianareo atỳ?
malagasy
Ary raha mbola tsy nino ihany izy ireo noho ny hafaliana sady mbola talanjona, dia hoy Jesosy taminy: Manan-kanina va ianareo?