Luke 24:42 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nomeny tapaky ny hazandrano voatono sy tantely Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia notoloran’izy ireo tapa-kazandrano voatono sy tantely Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia norosoana tapa-trondro natono Izy,
Malagasy Bible 1865
Ary dia nomeny tapaky ny hazandrano voatono Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nomeny tapaky ny hazandrano voatono sy tantely Izy.
malagasy
Ary dia nomeny tapaky ny hazandrano voatono Izy.[ Ampio hoe: sy tantely]