Luke 24:43 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia noraisiny izany ka nohaniny teo anatrehan’ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka noraisiny dia nohaniny teo imason’izy rehetra, ary ny sisa nomeny azy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nandray sy nihinana teo anatrehan’ny mpianany.
Malagasy Bible 1865
Ary Izy nandray, dia nihinana teo anatrehany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia noraisiny izany ka nohaniny teo anatrehan’ireo.
malagasy
Ary Izy nandray, dia nihinana teo anatrehany.