Luke 24:44 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Izy taminy: Izao no teniko izay efa voalazako taminareo, fony mbola teo aminareo Aho, fa tsy maintsy ho tanteraka izay rehetra voasoratra momba Ahy ao amin’ny lalànan’i Mosesy sy ny Mpaminany ary ny Salamo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy Izy tamin’izy ireo: «Izao no voalazako taminareo fony mbola teo aminareo Aho, fa tsy maintsy ho tanteraka izay rehetra voasoratra momba Ahy ao amin’ny Lalàn’i Môizy sy ny mpaminany ary ny Salamo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo i Jesoa dia nilaza taminy hoe: –Izao no efa nambarako taminareo fony Izaho mbola teo aminareo: tsy maintsy tanteraka izay rehetra voalazan’ny Soratra Masina momba Ahy ao amin’ny lalànan ’i Mosesy sy ny bokin’ny mpaminany ary ny salamo.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Izy taminy: Izao no teniko izay nolazaiko taminareo, fony mbola tao aminareo Aho, fa tsy maintsy ho tanteraka izay rehetra nanoratana Ahy teo amin'ny lalàn'i Mosesy sy ny mpaminany ary ny Salamo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Izy taminy: Izao no teniko izay efa voalazako taminareo, fony mbola teo aminareo Aho, fa tsy maintsy ho tanteraka izay rehetra voasoratra momba Ahy ao amin’ny lalànan’i Mosesy sy ny Mpaminany ary ny Salamo.
malagasy