Luke 24:45 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanokatra ny sain’ireo Izy hahalala ny Soratra Masina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nosokafany ny sain’izy ireo hahafantatra ny Soratra Masina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia nosokafan’i Jesoa ny sain’ireo mpianatra mba hahafantatra ny Soratra Masina,
Malagasy Bible 1865
Dia nanokatra ny sain'ireo Izy hahalala ny Soratra Masina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanokatra ny sain’ireo Izy hahalala ny Soratra Masina.
malagasy
Dia nanokatra ny sain'ireo Izy hahalala ny Soratra Masina.