Luke 24:46 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Izy taminy: Toy izao no voasoratra: Kristy hiaritra ka hitsangana amin’ny maty amin’ny andro fahatelo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hoy Izy taminy: Araka ny voasoratra dia tsy maintsy hijaly i Kristy sy hitsangan-ko velona avy any amin’ny maty amin’ny andro fahatelo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sady hoy Izy taminy: –Izao no voalazan’ny Soratra Masina: tsy maintsy hijaly ny Mesia, nefa tsy maintsy hitsangana velona avy any amin’ny maty, amin’ny andro fahatelo;
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy taminy: Izany no voasoratra, fa Kristy hiaritra ka hitsangana amin'ny maty amin'ny andro fahatelo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Izy taminy: Toy izao no voasoratra: Kristy* hiaritra ka hitsangana amin’ny maty amin’ny andro fahatelo;
malagasy
Ary hoy Izy taminy: Izany no voasoratra, fa Kristy hiaritra ka hitsangana amin'ny maty amin'ny andro fahatelo;