Luke 24:47 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary hotorina amin’ny anarany ny fibebahana sy ny famelan-keloka amin’ny firenena rehetra, manomboka eto Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary tsy maintsy torina amin’ny firenen-drehetra, miantomboka amin’i Jerosalema ny fibebahana sy ny famelan-keloka amin’ny Anarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary ny anarany no tsy maintsy hotorîna hatao antso avo amin’ny firenen-drehetra miantomboka eto Jerosalema, mba hanainga ny olona hiala amin’ny toetra ratsiny sy handray famelan-keloka.
Malagasy Bible 1865
ary mba hotorina amin'ny anarany ny fibebahana sy ny famelan-keloka amin'ny firenena rehetra, manomboka eto Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary hotorina amin’ny anarany ny fibebahana sy ny famelan-keloka amin’ny firenena rehetra, manomboka eto Jerosalema.
malagasy
ary mba hotorina amin'ny anarany ny fibebahana sy ny famelan-keloka amin'ny firenena rehetra, manomboka eto Jerosalema.