Luke 24:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raiki-tahotra izy ireo dia niankohoka, koa hoy izy roa lahy taminy: Nahoana no ato amin’ny maty no itadiavanareo ny velona?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia natahotra izy ireo ka niondrika, fa nilazan’iretsy hoe: «Nahoana no atỳ amin’ny maty no itadiavanareo izay velona?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Natahotra mafy ireto vehivavy ka nitanondrika, fa hoy izy roa lahy taminy: –Nahoana no atỳ amin’ny toeran’ny maty no itadiavanareo ny velona?
Malagasy Bible 1865
Ary nony natahotra izy ka niankohoka, dia hoy izy roa lahy taminy: Nahoana no ato amin'ny maty no itadiavanareo ny velona?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raiki-tahotra izy ireo dia niankohoka, koa hoy izy roa lahy taminy: Nahoana no ato amin’ny maty no itadiavanareo ny velona?
malagasy
Ary nony natahotra izy ka niankohoka, dia hoy izy roa lahy taminy: Nahoana no ato amin'ny maty no itadiavanareo ny velona?