Luke 24:50 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nitondra azy ireo hatrany Betania Jesosy, dia nanandratra ny tanany ka nitsodrano azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nentiny nivoaka ny tanàna hatrany Betania izy ireo, ary nanandratra ny tanany Izy ka nitso-drano azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nentin’i Jesoa ivelan’ny tanàna hatrany akaikin’i Betania ireo mpianany, ary nasandrany ny tanany hitso-drano azy rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy nitondra azy hatrany Betania, dia nanandratra ny tànany ka nitso-drano azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nitondra azy ireo hatrany Betania Jesosy, dia nanandratra ny tanany ka nitsodrano azy.
malagasy
Ary Jesosy nitondra azy hatrany Betania, dia nanandratra ny tànany ka nitso-drano azy.