Luke 24:51 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mbola nitsodrano azy Izy dia nisaraka taminy ka nakarina ho any an-danitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mbola nitso-drano azy Izy, dia nisaraka taminy, ka nakarina ho any an-danitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mbola nitsodrano Izy, dia nisaraka taminy sy nakarina ho any an-danitra.
Malagasy Bible 1865
Ary raha mbola nitso-drano azy Izy, dia nisaraka taminy ka nakarina ho any an-danitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mbola nitsodrano azy Izy dia nisaraka taminy ka nakarina ho any an-danitra.
malagasy
Ary raha mbola nitso-drano azy Izy, dia nisaraka taminy ka nakarina ho any an-danitra.