Luke 24:52 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nitsaoka Azy izy ireo, dia niverina ho any Jerosalema tamin’ny hafaliam-be.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iretsy kosa rehefa avy nitsaoka Azy, dia niverina tany Jerosalema tamin-kafaliana lehibe,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireto mpianany kosa, rehefa nitsaoka Azy, dia niverina tany Jerosalema tamin-kafaliana lehibe,
Malagasy Bible 1865
Ary izy ireo nitsaoka Azy, dia niverina ho any Jerosalema sady faly indrindra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nitsaoka Azy izy ireo, dia niverina ho any Jerosalema tamin’ny hafaliam-be.
malagasy
Ary izy ireo nitsaoka Azy, dia niverina ho any Jerosalema sady faly indrindra.Ary teo an-kianjan'ny tempoly isan'andro izy nankalaza an'Andriamanitra.