Luke 24:53 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tao amin’ny tempoly isanandro izy ireo ka nankalaza an’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary tao anatin’ny Tempoly mandrakariva izy ireo nidera sy nisaotra an’Andriamanitra. Amen.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary tsy tapaka nankalaza an’Andriamanitra tao an- kianjan’ny tempoly.
Malagasy Bible 1865
Ary teo an-kianjan'ny tempoly isan'andro izy nankalaza an'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tao amin’ny tempoly isanandro izy ireo ka nankalaza an’Andriamanitra.
malagasy
Ary teo an-kianjan'ny tempoly isan'andro izy nankalaza an'Andriamanitra.