Luke 24:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy ato Izy fa efa nitsangana; tsarovy ny teny izay nolazainy taminareo, fony Izy mbola tany Galilia hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy eto Izy fa efa nitsangana; tsarovy ny teny nolazainy taminareo fony Izy mbola tany Galilea, hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy eto Izy, fa efa nitsangana velona. Tsarovy ny voalazany taminareo, fony Izy mbola tany Galilea, hoe:
Malagasy Bible 1865
Tsy ato Izy fa efa nitsangana; tsarovy ny teny izay nataony taminareo, fony Izy mbola tany Galilia, hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy ato Izy fa efa nitsangana; tsarovy ny teny izay nolazainy taminareo, fony Izy mbola tany Galilia hoe:
malagasy
Tsy ato Izy fa efa nitsangana; tsarovy ny teny izay nataony taminareo, fony Izy mbola tany Galilia, hoe: