Luke 24:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tsaroan’izy ireo ny teniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay vao tsaroany ny tenin’i Jesoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay ireto vehivavy vao nahatsiaro ny tenin’i Jesoa,
Malagasy Bible 1865
Dia nahatsiaro ny teniny izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tsaroan’izy ireo ny teniny.
malagasy
Dia nahatsiaro ny teniny izy.