Luke 24:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niverina niala tamin’ny fasana izy dia nilaza izany rehetra izany tamin’ny iraika amby folo lahy sy ny namany rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka tafaverina avy tany amin’ny fasana izy ireo dia nilaza izany rehetra izany tamin’ny iraika ambin’ny folo lahy sy ny namany rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka niverina avy tany amin’ny fasana ary nitantara izany rehetra izany tamin’ny 11 lahy sy ny namany rehetra:
Malagasy Bible 1865
Ary niverina niala tamin'ny fasana izy, dia nilaza izany rehetra izany tamin'ny iraika ambin'ny folo lahy sy ny namany rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niverina niala tamin’ny fasana izy dia nilaza izany rehetra izany tamin’ny iraika amby folo lahy sy ny namany rehetra.
malagasy
Ary niverina niala tamin'ny fasana izy, dia nilaza izany rehetra izany tamin'ny iraika ambin'ny folo lahy sy ny namany rehetra.