Luke 3:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny taona fahadimy amby folo nanjakan’i Tiberio Kaisara, fony i Pontio Pilato no governora tany Jodia, i Heroda no mpanapaka tany Galilia, i Filipo rahalahiny no mpanapaka ny tany Itoria sy Trakonitisy, i Lisaniasy no mpanapaka tany Abilena
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny taona fahadimy ambin’ny folon’ny nanjakan’i Tibera Sezara, fony i Pôntsy Pilaty no governora tany Jodea, i Herôda no tetrarka tany Galilea, i Filipo rahalahiny no tetrarka tany Itorea sy Trakônitida, i Lisanià no tetrarka tany Abilena,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny taona faha-15 nanjakan’ny amperôra Tibèry –fony i Pônty Pilato no nifehy an’i Jodea, i Herôda no nanjaka tao Galilea, i Filipo rahalahiny no nanjaka tao Itorea sy Trakônitida, i Lisania no nanjaka tao Abilèna,
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny taona fahadimy ambin'ny folo nanjakan'i Tiberia Kaisara, fony Pontio Pilato no governora tany Jodia, ary Heroda no mpanapaka tany Galilia, ary Filipo rahalahiny no mpanapaka ny tany Itoria sy Trakonitisy, ary Lysania no mpanapaka tany Abilena,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny taona fahadimy amby folo nanjakan’i Tiberio Kaisara, fony i Pontio Pilato no governora tany Jodia*, i Heroda no mpanapaka tany Galilia, i Filipo rahalahiny no mpanapaka ny tany Itoria sy Trakonitisy, i Lisaniasy no mpanapaka tany Abilena
malagasy
Ary tamin'ny taona fahadimy ambin'ny folo nanjakan'i Tiberia Kaisara, fony Pontio Pilato no governora tany Jodia, ary Heroda no mpanapaka tany Galilia, ary Filipo rahalahiny no mpanapaka ny tany Itoria sy Trakonitisy, ary Lysania no mpanapaka tany Abilena,