Luke 3:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanontany an’i Jaona ny vahoaka hoe: Inona ary no hataonay?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny vahoaka nanontany azy: «Inona àry no hataonay?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny vahoaka nanontany an’i Jôhany hoe: –Inona àry no tokony hataonay?
Malagasy Bible 1865
Ary ny vahoaka nanontany an'i Jaona hoe: inona ary no hataonay?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanontany an’i Jaona ny vahoaka hoe: Inona ary no hataonay?
malagasy
Ary ny vahoaka nanontany an'i Jaona hoe: inona ary no hataonay?