Luke 3:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Namaly azy izy hoe: Izay manana akanjo roa dia aoka hanome ho an’ny tsy manana ary izay manan-kanina dia aoka hanao toy izany koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia namaly izy ka nanao hoe: «Izay manana akanjo roa dia aoka hanome ny tsy manana; ary izay manan-kanina dia aoka hanao toy izany koa.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novaliany hoe: –Izay manana akanjo roa, aoka hizara amin’izay tsy manana; ary izay manan-kohanina, aoka hanao toy izany koa.
Malagasy Bible 1865
Ary namaly izy ka nanao taminy hoe: Izay manana akanjo roa dia aoka hanome ho an'ny tsy manana; ary izay manan-kanina, dia aoka hanao toy izany koa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Namaly azy izy hoe: Izay manana akanjo roa dia aoka hanome ho an’ny tsy manana ary izay manan-kanina dia aoka hanao toy izany koa.
malagasy
Ary namaly izy ka nanao taminy hoe: Izay manana akanjo roa dia aoka hanome ho an'ny tsy manana; ary izay manan-kanina, dia aoka hanao toy izany koa izy.