Luke 3:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia avy koa ny mpamory hetra sasany mba hataony batisa ka niteny taminy hoe: Mpampianatra ô, inona no hataonay?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisy poblikanina nanatona hataony batemy koa, ka nanao taminy hoe: «Inona no hataonay, ry mpampianatra ô?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mba nisy koa mpamory hetra tonga hatao batisa ka niteny tamin’i Jôhany hoe: –Mpampianatra ô, inona no tokony hataonay?
Malagasy Bible 1865
Dia avy koa ny mpamory hetra sasany mba hataony batisa ka nanao taminy hoe: Mpampianatra ô, inona no hataonay?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia avy koa ny mpamory hetra sasany mba hataony batisa ka niteny taminy hoe: Mpampianatra ô, inona no hataonay?
malagasy
Dia avy koa ny mpamory hetra sasany mba hataony batisa ka nanao taminy hoe: Mpampianatra ô, inona no hataonay?