Luke 3:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy izy taminy: Aza mampandoa mihoatra noho izay notendrena halainareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy izy taminy: «Aza mampandoa mihoatra noho izay nasaina halainareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novaliany hoe: –Aza mitaky mihoatra noho izay voafetra halainareo.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy taminy: Aza mampandoa mihoatra noho izay notendrena halainareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy izy taminy: Aza mampandoa mihoatra noho izay notendrena halainareo.
malagasy
Ary hoy izy taminy: Aza mampandoa mihoatra noho izay notendrena halainareo.