Luke 3:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mbola niandry ny olona ka samy nieritreritra an’i Jaona tao am-pony, na izy no Kristy na tsia,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha mbola niandry ny olona, sy samy nisaina tao am-pony fa i Joany angaha no Kristy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Velom-panantenana tokoa ny vahoaka ary samy nieritreritra tao am-pony hoe: «I Jôhany va re sa tsia no Mesia?»
Malagasy Bible 1865
Fa raha mbola niandry ny olona, ka samy nisaina an'i Jaona tam-pony, na izy no Kristy, na tsia,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mbola niandry ny olona ka samy nieritreritra an’i Jaona tao am-pony, na izy no Kristy* na tsia,
malagasy
Fa raha mbola niandry ny olona, ka samy nisaina an'i Jaona tam-pony, na izy no Kristy, na tsia,