Luke 3:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hoy i Jaona tamin’izy rehetra: Izaho dia manao batisa anareo amin’ny rano, fa avy Izay mahery noho izaho ka tsy mendrika hamaha ny fehin-kapany akory aza aho; Izy no hanao batisa anareo amin’ny Fanahy Masina sy ny afo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia niteny i Joany ka nanao tamin’izy rehetra hoe: «Izaho manao Batemy anareo amin’ny rano, fa avy Ilay mahery noho izaho, ary tsy mendrika hamaha ny fehikapany akory aho: Izy no hanao Batemy anareo amin’ny Fanahy Masina sy ny afo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa i Jôhany kosa niteny tamin’izy rehetra hoe: –Ny ahy, rano no anaovako batisa anareo. Indro tamy kosa ilay Mahery noho izaho, ary tsy mendrika hamaha ny fehikapany akory aho; ny Azy, ao amin’ny Fanahy Masina sy afo no hanaovany batisa anareo.
Malagasy Bible 1865
dia namaly Jaona ka nanao tamin'izy rehetra hoe: Izaho manao batisa anareo amin'ny rano, fa avy Izay mahery noho izaho, ka tsy miendrika hamaha ny fehin-kapany aza aho; Izy no hanao batisa anareo amin'ny Fanahy Masina sy ny afo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hoy i Jaona tamin’izy rehetra: Izaho dia manao batisa anareo amin’ny rano, fa avy Izay mahery noho izaho ka tsy mendrika hamaha ny fehin-kapany akory aza aho; Izy no hanao batisa anareo amin’ny Fanahy Masina sy ny afo;
malagasy