Luke 3:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
eny an-tanany ny fikororohany hanadiovany tsara ny ao am-pamoloany ka hanangonany ny vary ho ao amin’ny sompiny; fa ny akofa sy ny mololo dia hodorany amin’ny afo tsy azo vonoina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
eny an-tanany ny fikororohany ary hodioviny ny famoloany, ka ny vary hangoniny ao an-tsompitra, fa ny mololo kosa hodorany any amin’ny afo tsy mety maty.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny an-tanany ny fikororohana hanadiovany tanteraka ny vary eo am-pamoloana: ka ny vary moa hangoniny an-tsompitra, fa ny mololo hodorany amin’ny afo tsy mitsaha-mirehitra.
Malagasy Bible 1865
eny an-tànany ny fikororohany hanadiovany tsara ny no am-pamoloany ka hanangonany ny vary ho any amin'ny sompiny; fa ny akofa sy ny mololo hodorany amin'ny afo tsy azo vonoina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
eny an-tanany ny fikororohany hanadiovany tsara ny ao am-pamoloany ka hanangonany ny vary ho ao amin’ny sompiny; fa ny akofa sy ny mololo dia hodorany amin’ny afo tsy azo vonoina.
malagasy
eny an-tànany ny fikororohany hanadiovany tsara ny no am-pamoloany ka hanangonany ny vary ho any amin'ny sompiny; fa ny akofa sy ny mololo hodorany amin'ny afo tsy azo vonoina.