Luke 3:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa i Heroda mpanapaka, nony nanarin’i Jaona noho ny amin’i Herodiasy, vadin’ny rahalahiny, sy noho ny ratsy rehetra izay nataony,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa i Herôda tetrarka, izay nanariny noho ny amin’i Herôdiada vadin-drahalahiny sy noho ny ratsy rehetra nataony,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Notsinîn’i Jôhany hatrany kosa i Herôda mpanjaka noho izy naka an’i Herôdiada vadin-drahalahiny ary noho ny ratsy hafa rehetra vitan’ity mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
Fa Heroda mpanapaka, nony nanarin'i Jaona noho ny amin'i Herodiasy, vadin-drahalahiny, sy noho ny ratsy rehetra izay nataony,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa i Heroda mpanapaka, nony nanarin’i Jaona noho ny amin’i Herodiasy, vadin’ny rahalahiny, sy noho ny ratsy rehetra izay nataony,
malagasy
Fa Heroda mpanapaka, nony nanarin'i Jaona noho ny amin'i Herodiasy, vadin-drahalahiny, sy noho ny ratsy rehetra izay nataony,