Luke 3:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary i Anasy sy i Kaiafa no Mpisoronabe, dia tonga tamin’i Jaona, zanak’i Zakaria, tany an-tany efitra ny tenin’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary i Ana sy i Kaifa no lehiben’ny mpisorona, dia tonga tamin’i Joany zanak’i Zakaria tany an’efitra ny tenin’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary i Hàna mbamin’i Kaiàfa no mpisorombe – dia tonga tamin’i Jôhany zanakalahin’i Zakarià tany an-taniefitra ny tenin’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
ary Anasy sy Kaiafa no mpisoronabe,- dia tonga tamin'i Jaona, zanak'i Zakaria, tany an-efitra ny tenin'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary i Anasy sy i Kaiafa no Mpisoronabe*, dia tonga tamin’i Jaona, zanak’i Zakaria, tany an-tany efitra ny tenin’Andriamanitra.
malagasy
ary Anasy sy Kaiafa no mpisoronabe,- dia tonga tamin'i Jaona, zanak'i Zakaria, tany an-efitra ny tenin'Andriamanitra.