Luke 3:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia nanidy an’i Jaona tao an-tranomaizina ho fanampin’izany rehetra izany koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nanampy heloka indray ka nanidy an’i Joany tao an-tranomaizina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo vao mainka nanampy heloka indray i Herôda, fa nanidy an’i Jôhany tao am-ponja.
Malagasy Bible 1865
dia nanidy an'i Jaona tao an-tranomaizina ho fanampin'izany rehetra izany koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia nanidy an’i Jaona tao an-tranomaizina ho fanampin’izany rehetra izany koa.
malagasy
dia nanidy an'i Jaona tao an-tranomaizina ho fanampin'izany rehetra izany koa.