Luke 3:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny Fanahy Masina nidina teo amboniny, koa ny endriny dia tahaka ny voromailala. Dia nisy feo avy tany an-danitra hoe: Ianao no Zanako malalako; Ianao no sitrako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary nidina teo amboniny ny Fanahy Masina naka endri-batana toy ny an’ny voromahailala dia nisy feo re avy any an-danitra nanao hoe: « Ianao no Zanako malalako, Ianao no ankasitrahiko indrindra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nidina teo ambonin’i Jesoa ny Fanahy Masina, niendri-batana toa voromahailala; sady nisy feo avy tany an-danitra nanao hoe: –Ianao no Zanako, ilay Malalako; Ianao no sitrako!
Malagasy Bible 1865
ary ny Fanahy Masina nidina teo amboniny, ka ny endriny dia tahaka ny voromailala; ary nisy feo avy tany an-danitra nanao hoe: Hianao no Zanako malalako; Hianao no sitrako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny Fanahy Masina nidina teo amboniny, koa ny endriny dia tahaka ny voromailala. Dia nisy feo avy tany an-danitra hoe: Ianao no Zanako malalako; Ianao no sitrako.
malagasy
ary ny Fanahy Masina nidina teo amboniny, ka ny endriny dia tahaka ny voromailala; ary nisy feo avy tany an-danitra nanao hoe: Hianao no Zanako malalako; Hianao no sitrako.