Luke 3:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tokony ho telopolo taona Jesosy, rehefa nanomboka ny raharahany, ka natao ho zanak’i Josefa izay zanak’i Hely,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tokony ho telopolo taona i Jesoa tamin’Izy nanomboka nitory ny Evanjely, dia nataon’ny olona ho zanak’i Josefa, izay zanak’i Helỳ, zanak’i Matata,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tokony ho telopolo taona i Jesoa fony nanomboka ny asany, ka noheverin’ny olona fa zanak’i Jôsefa, zafin’i Helỳ,
Malagasy Bible 1865
Ary tokony ho efa telo-polo taona Jesosy, raha vao nanomboka ny raharahany, ka natao ho zanak'i Josefa, izay zanak'i Hely,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tokony ho telopolo taona Jesosy, rehefa nanomboka ny raharahany, ka natao ho zanak’i Josefa izay zanak’i Hely,
malagasy
Ary tokony ho efa telo-polo taona Jesosy, raha vao nanomboka ny raharahany, ka natao ho zanak'i Josefa, izay zanak'i Hely,