Luke 3:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
zanak’i Aminadaba, zanak’i Admina, zanak’i Arny, zanak’i Hezroma, zanak’i Fareza, zanak’i Joda,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
zanak’i Aminadaba, zanak’i Arama, zanak’i Esrôna, zanak’i Faresa, zanak’i Jodà,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
zafim-paladian’i Haminadàba, ary zafin-dorian’i Admîna, dia i Admîna zanakalahin’i Arama, zafin’i Arnỳ, zafiafin’i Hesrôna, zafin-dohalik’i Peretsa, zafin-kitrokelin’i Jodà,
Malagasy Bible 1865
zanak'i Aminadaba, zanak'i Arny, zanak'i Hezrona, zanak'i Fareza, zanak'i Joda,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
zanak’i Aminadaba, zanak’i Admina, zanak’i Arny, zanak’i Hezroma, zanak’i Fareza, zanak’i Joda,
malagasy
zanak'i Aminadaba, zanak'i Arny, zanak'i Hezrona, zanak'i Fareza, zanak'i Joda,[Na: (Arama)]