Luke 3:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
araka ny voasoratra ao amin’ny bokin’ny tenin’Isaia mpaminany hoe: «Injany misy feon’ny miantso mafy any an-tany efitra hoe: Amboary ny lalan’NY TOMPO, ataovy mahitsy ny lalan-kalehany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
araka ny voasoratra ao amin’ny bokin’ny tenin’i Izaia mpaminany hoe: « Re ny feon’ilay miantso any an’efitra hoe: Amboary ny lalan’ny Tompo, ahitsio ny halehany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany dia araka ny voalazan’ny Soratra Masina ao amin’ny boky mirakitra ny tenin’i Isaià mpaminany hoe: «Injany misy feon’olona miantso mafy any an-taniefitra hoe: Amboary ny lalan’ny Tompo; ahitsio ny hizorany.
Malagasy Bible 1865
araka ny voasoratra ao amin'ny bokin'ny tenin'Isaia mpaminany hoe: Injany! misy feon'ny miantso mafy any an-efitra hoe: Amboary ny lalan'i Jehovah, Ataovy mahitsy ny lalan-kalehany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
araka ny voasoratra ao amin’ny bokin’ny tenin’Isaia mpaminany hoe: «Injany misy feon’ny miantso mafy any an-tany efitra hoe: Amboary ny lalan’NY TOMPO, ataovy mahitsy ny lalan-kalehany.
malagasy
araka ny voasoratra ao amin'ny bokin'ny tenin'Isaia mpaminany hoe: Injany! misy feon'ny miantso mafy any an-efitra hoe: Amboary ny lalan'i Jehovah, Ataovy mahitsy ny lalan-kalehany.