Luke 3:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lohasaha rehetra dia hototofana, ny tendrombohitra sy ny havoana rehetra dia haetry, ny miolikolika dia hahitsy, ny lalana mikitoantoana dia hohamarinina;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny lohasaha rehetra hototofana, ny tendrombohitra sy ny havoana rehetra haetry, ny melomeloka hahitsy, ary ny lalana mikitoantoana hohamarinina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny lohasaha rehetra hototofana; ary ny tendrombohitra sy ny havoana rehetra haetry. Ny miolakolaka hahitsy ary ny mikitoantoana harenina:
Malagasy Bible 1865
Ny lohasaha rehetra hototofana, Ary ny tendrombohitra sy ny havoana rehetra haetry, Ary ny meloka hahitsy, Ary ny lalana mikitoantoana hohamarinina;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lohasaha rehetra dia hototofana, ny tendrombohitra sy ny havoana rehetra dia haetry, ny miolikolika dia hahitsy, ny lalana mikitoantoana dia hohamarinina;
malagasy
Ny lohasaha rehetra hototofana, Ary ny tendrombohitra sy ny havoana rehetra haetry, Ary ny meloka hahitsy, Ary ny lalana mikitoantoana hohamarinina;