Luke 3:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy izy tamin’ny vahoaka izay nankeo aminy mba hataony batisa: Ry taranaky ny menarana, iza no nanoro hevitra anareo handositra ny fahatezerana ho avy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy izy tamin’ireo vahoaka be nidodododo hataony batemy: «Ry taranaky ny menarana, iza no nanoro hevitra anareo handositra ny hatezerana ho avy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izao àry no tenin’i Jôhany tamin’ny vahoaka nidodododo hataony batisa: –Ry tarana-menarana, iza no nanoro hevitra anareo mba tsy ho tratry ny fahatezeran’Andriamanitra izay efa antomotra?
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izy tamin'ny vahoaka izay nankeo aminy mba hataony batisa: Ry taranaky ny menarana, iza no nanoro hevitra anareo handositra ny fahatezerana ho avy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy izy tamin’ny vahoaka izay nankeo aminy mba hataony batisa: Ry taranaky ny menarana, iza no nanoro hevitra anareo handositra ny fahatezerana ho avy?
malagasy
Dia hoy izy tamin'ny vahoaka izay nankeo aminy mba hataony batisa: Ry taranaky ny menarana, iza no nanoro hevitra anareo handositra ny fahatezerana ho avy?